A LA UNE2025-06-13 • Nosoratan'i agence visioboost
vahao ny oloko antsohihy

Fitokanana trano fivavahana vaovao
Nafinaritra n'y fiderana izay notarihin'ny Famille Pasteur Joël
Nahaliana bé ny toriteny izay noetin'ny Pasteur Tovonarivo .
Tsy ho adino iny Andro androany iny fa tena Andro firavoravoana.
Maniry n'y mba ho vangian'ny Pasteur Hery Tiana Randriarimalala amin'ity taona ity n'y fiangonana eto Antsohihy.
Amitie Chapel Int'l Ministries
Pasteur Frédérick Randriamiakatra
Sary fanampiny



